Daroka baomba atômika tao Hiroshima sy Nagasaki

Rahona holatra baomba atomika eo ambonin'i Hiroshima (ankavia) sy Nagasaki (ankavanana)

Ny daroka baomba atômika tao Hiroshima sy Nagasaki tamin'ny 6 sy 9 aogositra 1945, dia nanapoaka baomba atômika roa teo amin'ny tanànan'i Hiroshima sy Nagasaki Japoney i Etazonia. Nahafaty olona 129.000 sy 226.000 ny daroka baomba an'habakabaka, izay sivily ny ankamaroany, ary mijanona ho hany fampiasana fitaovam-piadiana niokleary amin'ny ady mitam-piadiana.