Fanefana tanimanga

Fanodinana tanimanga any Nepaly

Ny fanefena tanimanga dia taozavatra anamboarana fanaka misy atiny fampiasa an-tokantrano toy ny vilany, ny vazy, ny vilia, sns, avy amin' ny feta tanimanga voavolavola tsara sy nodorana.