Ny Virjiny na Asombola no vintana fahenina amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Liona no eo alohany ary ny Mizana no manaraka azy.
Ny fotoana andalovan' ny masoandro eo amin' ny antokon-kintan'ny Virijiny dia manomboka amin' ny 16 Septambra ka miafara amin' ny 30 Oktobra. Ny fari-potoan' ny Virijiny araka ny zôdiakan-kintana (frantsay: zodiaque sideral) dia hatramin' ny 16 Septambra ka hatramin' ny 15 Oktobra. Ny Virijiny ao amin' ny zôdiakam-panandroana mahazatra (zôdiaka mikisaka; frantsay: zodiaque tropical) dia manomboka amin' ny 23 Septambra ka miafara amin' ny 22 Oktobra.
Liona | Virijiny | Mizana | |
Antokon-kintana | 10 Aogositra - 16 Septambra | 16 Septambra - 30 Oktobra | 30 Oktobra - 20 Novambra |
Zodiakan-kintana | 16 Aogositra - 15 Septambra | 16 Septambra - 15 Oktobra | 16 Oktobra - 15 Novambra |
Zodiaka mikisaka | 23 Jolay - 22 Aogositra | 23 Aogositra - 22 Septambra | 23 Septambra - 22 Oktobra |
Evan' ny zôdiaka:
Antokon-kintan' ny zôdiaka:
Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: